Pour le moment, il n'y a pas d'étude concrète qui fait le lien entre les ventilateurs sur pied et la dispersion de la covid-19 dans l'air intérieur.
Cependant, comme vous le savez, une personne infectée, symptomatique ou non, peut générer des particules infectieuses dans son environnement immédiat. Dans ce contexte, l'utilisation d'un ventilateur à proximité d'une personne infectée pourrait théoriquement étendre la dispersion des gouttelettes au-delà de deux mètres. Dans cette optique, cela contribuerait à la transmission de la covid-19 si d'autres personnes se trouvent dans un rayon de deux mètres.
Utilisez donc le ventilateur avec précaution et plutôt lorsque vous êtes seul dans une pièce.
Vao maika manaparitaka ny coronavirus anaty toerana iray ve ny fitaovana mpanely rivotra na ventilateur ?
Amin’izao aloha, mbola tsy misy fikarohana nanisy fifandraisana teo amin’ny fitaovana mpanely rivotra sy ny fiparitahan’ny covid-19 anatina toerana iray.
Araka ny efa fantatsika, afaka manaparitaka singa mitondra tsimokaretina eo amin’ny toerana misy azy ny olona voa, na misy soritraretina na tsia. Manoloana izany, heritreretina fa mety hanaparitaka ireo piti-drano eo amin’ny halavirana roa metatra ny fampiasana fitaovana mpanely rivotra eo akaikin’ny olona voan’ny coronavirus.
Mitandrema tsara izany raha mampiasa fitaovana mpanely rivotra na ventilateur. Rehefa ianao irery no anaty efitra na anaty trano angamba no tsara mandefa izany.