Une entorse de la cheville, cela peut arriver à tout le monde, mais que faire lorsqu’on en est victime ? Mbolatiana Herinovona Razafindraimanana, réflexothérapeute nous explique les premiers gestes à faire en cas d’entorse de la cheville. Attention, si jamais la cheville n’est pas remise en place à temps, cela pourrait causer des séquelles et elle deviendra donc fragile. Pour la remettre en place, il vous faudra passer par des séances de kinésithérapie. C’est quoi et pourquoi on en aurait besoin ? Voici des éclaircissements apportés par le kinésithérapeute, le docteur Harilala Voahanginiaina Razanamaholy.
Mety ahazo ny rehetra izany hoe mioritra kitrokely izany, ary betsaka amintsika no tsy mahalala hoe inona no tokony hatao rehefa sendra izany kanefa dia mety ampitondra takaitra ny tsy fitsaboana izay ara-potoana sy amin’ny tokony ho izy. Razafindraimanana Mbolatiana Herinovona, mpanotra matihanina no anazava ny tokony atao voalohany raha toa ka sendra mioritra ianao. Ho resahana aminao ihany koa ny mahakasika ny kinésithérapie miaraka amin’i Razanamaholy Harilala Voahanginiaina