Bien que certaines huiles essentielles comme le ravintsara ont des propriétés antivirales, rien ne prouve aujourd’hui qu’elles soient efficaces contre le coronavirus. Elles sont donc à utiliser, avec précaution, comme moyen préventif si vous le souhaitez, mais ne remplaceront pas le lavage de mains. Il est vrai que certaines huiles essentielles sont réputées pour booster les défenses immunitaires ou soulager d’un rhume, mais elles ne soignent pas la covid-19. Néanmoins, elles peuvent être utilisées en complément d'un produit comme le gel hydro-alcoolique.
À ce jour, aucune étude scientifique ne prouve que les huiles essentielles protègent du coronavirus. En cas de symptômes, n'essayez pas de vous soigner seul avec des huiles essentielles, mais contactez un médecin. N’oubliez pas que la meilleure des protections reste l’application des gestes barrières, le port du masque, la distanciation sociale et le lavage régulier des mains au savon.
Leg : Les huiles essentielles peuvent constituer une protection mais ne soignent pas la covid-19.
Miaro amin'ny covid-19 ve ny lohamenaka ? Na dia manana fahafahana miady amin'ny otrikaretina ary ny lohamenaka sasany, toy ireo vita avy amin'ny ravintsara, tsy mbola misy porofo ankehitriny fa miaro amin'ny coronavirus izy ireny. Noho izany, mailo hatrany raha hampiasa azy ho toy ny fiarovana amin'ny otrikaretina. Tsy mahasolo ny fanasan-tanana anefa izany.
Marina aloha fa misy lohamenaka sasany malaza ho mpampiakatra ny tahan'ny hery fiarovana ao anatin'ny vatana na ihany koa ho mpanafaka sery, fa tsy mahasitrana ny covid19 anefa izy ireo.
Azo hanampiana ny fampiasana akora fiarovana toy ny gel hydroalcoolique ny menaka fiarovana.
Hatreto aloha, tsy mbola misy fikarohana nanaporofo fa maharo ny coronavirus ny menaka voafantina. Raha misy soritraretina any aminao, aza manao dokotera tena amin'ny fampiasana azy ireny fa manatona mpitsabo. Aza adinoina fa ny fampiharana ireo fihetsika mitandro ny fahasalamana, ny fanaovana arovava, fanisiana elanelana 1 metatra eo amin'ny olon-kafa ary ny fanasana tanana amin'ny savony matetika no fiarovana tsara indrindra.