Selon plusieurs experts, il serait important de se faire vacciner contre la grippe tous les ans pour se protéger ainsi que sa famille sans oublier les personnes vulnérables autour de nous contre la grippe saisonnière.
Mais sachez que le vaccin antigrippal ne vous protègera pas contre le coronavirus. Il aidera cependant à réduire les risques d’attraper la grippe et la covid-19 en même temps. Si vous avez les deux maladies en même temps, vous pourriez courir un risque accru de symptômes et de développer une forme grave du coronavirus.
Miaro amin’ny covid-19 ve ny vakisiny fanefitry ny gripa ?
Araka ny hevitr'ireo manampahaizana maro, tena zava-dehibe tokoa ny fanaovana vakisiny fanefitry ny gripa. Isan-taona no tokony hatao io vakisiny io ho fiarovana ny tena sy ny fianakaviana ary ireo olona marefo manodidina antsika amin’ireo trangana gripa mety hiseho isaky ny vanim-potoana samihafa.
Fantaro anefa fa tsy maharo amin’ny coronavirus ny vakisiny fanefitry ny gripa. Manena ny taha hahavoazana ny covid19 ihany anefa izy. Raha sanatria ka voan’ireo aretina roa ireo miaraka ny olona iray, mety hitombo ireo soritraretina sy tranga mampanahy eo amin'ny fomba fisehoan'ny coronavirus.