COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Padrinan
Le ruban rose, emblème de la lutte contre le cancer du sein.

Autopalpation et cancer du sein : Ce qu’il faut savoir à tout prix

Le mois d’octobre est, chaque année, consacré à la sensibilisation au cancer du sein dans le monde entier. Toutes les filles ayant déjà leurs menstruations peuvent être, en effet, sujettes au cancer du sein, il est donc important de reconnaître les signes d’alerte que notre corps nous envoie. Pour cela, l’autopalpation mammaire est nécessaire. Cette technique est nécessaire pour connaître les différents changements au niveau des seins qui nécessitent une surveillance particulière. Il est à noter que toute forme de grosseur constatée sur les seins ne sont pas forcément des tumeurs malignes et qu’elles ne nécessitent pas forcément une intervention chirurgicale. Malala Razakanaivo, oncologue radio thérapeute, nous explique tout cela dans Santénakà.



Volana oktobra, volan’ny fanentanana mahakasika ny homamiadan’ny nono ankalazaina maneran-tany. Izay indrindra no ho resahana ato anaty Santénakà anio. Fantaro ary fa mety ho voan’izay homamiadan’ny nono izay avokoa ny vehivavy rehetra indrindra rehefa manomboka mandeha fadim-bolana, noho izany dia ilaina ny manara-maso ny fahasalaman’ny nono. Ny « autopalpation » na ny fitsatsapatsapana ny nono dia anisan’ny fihetsika iray tokony hatao ahafantarana izay fiovana mety hitranga eo amin’ny nono izay, marihina moa fa tsy entina miady amin’ny homamiadana ny fanaovana izay « autopalpation » izay fa ahatonga anao kosa hanaramaso izay mety fiovana misy eo amin’ny nononao. Tsara ihany koa ny manamarika fa tsy izay mivontovonto rehetra amin’ny vatana akory dia fambara homamiadana avokoa, henointsika ny fanazavan’i Razakanaivo Malala, mpitsabo mpahay mahakasika izany.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 07 Fandaharana - SANTENAKA - CANCER - DU - SEIN
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter