Oui, c’est possible, les experts appellent cela une « surinfection» ou une «co-infection».
De manière générale, nous vivons dans un environnement rempli de bactéries et de virus qui tentent d’envahir notre corps.
« Les co-infections sont presque la norme plutôt qu’une rareté. Comme vous le savez, nous sommes tous porteurs de souches potentiellement pathogènes dans notre microbiote. Cela signifie que pratiquement toute nouvelle infection constitue probablement une certaine forme de co-infection. »
Mety ho voan’ny gripa sy coronavirus miaraka ve ?
Eny, mety ho voan’ny gripa sy coronavirus miaraka ny olona iray. Antsoin’ny manam-pahazaina hoe « surinfection », fihanaky ny aretina mahery vaika na hoe « co-infection », fihanaky ny aretina miaraka.
Amin’ny ankapobeny, noho isika miaina anaty tontolo feno otrikaretina sy bakteria izay miezaka ny miditra any anaty vatantsika, fahita matetika izany hoe fihanaky ny aretina miaraka izany fa tsy hoe zavatra tsy fahita tsy akory. Araka ny efa fantatsika, misy singa maro mitondra aretina ao anatin’ny vantantsika ka mety hankarary. Midika izany fa fihanaka aretina maro na co-infection raha ohatra ka misy aretina vaovao tafiditra ao.