Dans un espace aussi grand et ouvert que l’Océan ou même dans un lac, la concentration du virus se dilue jusqu’à atteindre un faible taux que la contagion en buvant la tasse devient presque impossible.
A noter tout de même qu’il est important de garder ses distances autant sur la plage que dans l’eau. Un conseil, faites plutôt des longueurs dans l’eau plutôt que de rester statique entouré d’autres baigneurs.
Mety ho voan'ny covid-19 ve raha milomano anaty ranomasina ?
Raha toerana midadasika be toy ny ranomasina, na farihy, dia mihena ny habetsahan'ny otrikaretina ary mety tsy mahafindra intsony ary. Marihina nefa fa zava-dehibe foana ny manaja ny elanelana na any anaty rano na eny amin'ny torapasika.
Mihetseha ianao rehefa any anaty rano, milomanosa fa aza mijanona amin'ny toerana iray feno olona.