Depuis plusieurs mois, les études sur la covid-19 ne cessent d’évoluer. Aujourd’hui, les experts ont plus de recul sur certaines questions, notamment celles sur le temps de transmission du virus d’une personne à une autre. Selon plusieurs épidémiologistes, les supermarchés ou les centres commerciaux ne constituent pas une grosse source de transmission parmi les endroits publics.
Comment ça ?
Et bien, au cours des derniers mois, les experts ont compris que le virus se transmettait par les gouttelettes en provenance de personnes qui ont eu un contact rapproché pendant au moins 15 minutes. Cela veut dire que vous ne pouvez pas attraper le coronavirus dans les 3 secondes où vous croisez quelqu’un dans une allée de supermarché ou d’un centre commercial.
Néanmoins, gardez votre masque en tout temps lorsque vous faites vos courses et désinfectez vos mains !
Toerana manamora ny fifindran’ny coronavirus ve ireny tranombarotra lehibe ireny ?
Mivoatra hatrany ny fikarohana momba ny covid-19, nandritra ny volana maro izay. Mbola mametra-panontaniana hatrany ireo mpikaroka. Ohatra, ny fifindrany eo amin’ny olombelona samy olombelona. Tsy dia atahorana hifamindrana coronavirus ireny tranombarotra lehibe ireny, hoy ireo mpandinika momba ny valanaretina.
Fa ahoana ?
Tsikaritr’ireo mpikaroka nandritra izay volana maro izay fa mifindra amin’ny alalan’ny piti-droran’ireo olona izay mifanakaiky mandritra ny 15 minitra ilay tsimokaretina. Midika izany fa tsy ao anatin’ny 3 segondra hifanenanao amin’ny olona iray ao anaty ny tranombarotra lehibe no mety hifindran’ilay aretina aminao.
Na izany ary, aleo hanaovana foana ny arovava rehefa miantsena ary sasana foana ny tanana !