Des visites régulières chez le médecin ou la sage-femme sont recommandées pour les femmes enceintes. Des pratiques qui permettront un suivi professionnel de la santé de la mère et du bébé, explique le colonel Rabarikoto Fanambinantsoa Hary, médecin gynécologue à l’hôpital militaire d’Antsiranana. D’ailleurs les consultations et soins prénatals sont toujours importants surtout à partir du septième mois ajoute-t-elle, vu que toute sorte de complications peuvent se présenter à partir de ce moment. Parmi les causes du décès et de la mère et du bébé figure le paludisme. C’est une maladie bel et bien traitable et surtout évitable, explique Dr Razafindrakoto Hajasoa Nirina, médecin responsable de la lutte contre le paludisme au dispensaire de Tanambao Antsiranana.
Miantoka ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ny fanatanterahana fisafoana mandritry ny fotoana itondran’ny reny vohoka. Misoroka ny fahasarotana mety hitranga eo am-piteraha na ny fanaovana izany fa indrindra manomboka eo amin’ny faha fito volan’ny kibo hoy kolonely Rabarikoto Fanambinantsoa Hary, dokotera « gynécologue» ao amin’ny hopitaly miaramila eto Antsiranana. Ary anisan’ny aretina miteraka fahafatesan’ny reny sy ny zaza ny tazomoka raha ny fanazavan’i dokotera Razafindrakoto Hajasoa Nirina, aretina izay afaka tsaboina tsara anefa fa indrindra misy fiarovan-tena mifandraika aminazy hoizy.