Un virus qui « mute », c'est normal et ce n'est ni bon ni mauvais signe en soi.
Ce qu'il faut savoir en général, c'est qu'un virus a deux moyens de muter. Soit il se recombine avec un autre virus, soit il mute pendant sa phase de réplication, c'est-à -dire que le virus pénètre dans une cellule du corps humain et se multiplie à l'intérieur de ce dernier. À chaque réplication, des erreurs se produisent dans la copie du génome du virus... c'est exactement comme un bogue informatique. Ces erreurs peuvent avoir, ou non, une incidence plus ou moins importante sur la façon dont se comporte le virus.
Sachez que le coronavirus mute moins vite que d'autres virus. En effet, il muterait deux fois moins vite que la grippe et quatre fois moins vite que le VIH, selon plusieurs épidémiologistes. Les chercheurs s'accordent à dire que la mutation du SARS-CoV2 est un élément primordial dans la lutte contre la pandémie mondiale.
Miresaka momba ny fiovan-toetran’ny coronavirus ireo manam-pahaizana. Inona ny dikan’izany ?
Fomban’ny tsimokaretina mihitsy izay miova toetra izay ary tsy hoe tsara na ratsy izay fivadihany izay.
Tsara ho fantatra fa miova amin’ny fomba roa samihafa ny tsimokaretina iray. Na izy mivady amina tsimokaretina hafa na izy miova mandritra ny fitomboany, izany hoe rehefa tafiditra ao anatin’ny vatan’olombelona iray ka mihamaro ao anatiny ao. Misy fahasamponany ilay dika mitovy aminy na ireo zanany isaky ny mitombo izy. Mitovy amin’ireny tranga anaty informatika ireny mihitsy. Mety mifandray na tsia amin’ny toetran’ilay tsimokaretina izay fahasamponana izay.
Fantaro ary fa miadana ny fiovan-toetran’ny coronavirus oharina amin’ireo tsimokaretina hafa. Mivoatra indroa avo heny ny gripa ary in-efatra avo heny ny VIH, arak any nolazain’ ireo manam-pahaizana amin’ny tsimokaretina. Manan-danja lehibe amin’ny ady atao amin’ity aretina ity ny fomba fiovan-toetran’ny SARS-Cov2, hoy ireo mpikaroka.