Une maladie est considérée génétique lorsqu'elle est causée par l'anomalie d'un gène ou d'un chromosome. Si cette anomalie est transmise par les chromosomes des parents, elle est dite héréditaire. Selon le Dr Jean Marc, tel est le cas pour les hémophiles.
La drépanocytose est également une maladie héréditaire, aussi due à la présence de l’hémoglobine S. Chez tous les drépanocytaires, les signes sont les mêmes, notamment, une douleur vive, un syndrome anémique, une pâleur généralisée. Si les deux parents sont tous drépanocytaires, il y a de fortes chances que l’enfant le soit également, d’après les explications du Dr Mahatsangy Ravoavy, médecin à l’hôpital militaire d’Antsiranana.
Aretina vokatry ny fikorontanan’ny « gènes » ao amin’ny vatan’olombelona ny maladies génétiques. Lovaina avy amin’ny ray aman-dreny izay mitondra ilay aretina, ity karazan’aretina ity. Isan’izany nyhémophilie. Ao anatin’izany koa ny drépanocytose na faingo sela, izay aretina miteraka fanaintainana mafy raha tsy voaaraka ny fitsaboana. Mitovitovy ihany ny fomba fisehon’io aretina io amin’ny marary torak’izay koa eo amin’ny vehivavy bevohoka fa kosa mila fanaraha-maso bebe kokoa ho an’iretsy farany. Raha samy « drépanocytaire » moa ny ray amandreny dia ambony kokoa ny taha mety hahavoa ilay zaza ateraka, raha ny fanazavan’I Dr Ravoavy Mahatsangy, ao amin’ny hopitaly miaramila eto Antsiranana. Diso tanteraka, hoy izy, ny filazana fa tsy afaka ny ho antitra ny olona tratran’io aretina io, fa kosa mila fanaraha-maso akaiky.