Se faire blanchir les dents pour avoir un beau sourire, nous y pensons tous ! Mais comment y parvenir sans forcément aller chez le dentiste ? Dans l’émission Santénakà , nous vous proposons cinq astuces dont entre autres celui qui consiste à brosser ses dents avec du bicarbonate de soude.
Dans cette émission, la dentiste Dr Mihaja Rajeston nous explique également qu’il est important de se faire détartrer les dents, au moins une fois par an, pour assurer une meilleure endurance à nos dents.
Efa samy mba naniry hanana nify fotsy daholo angamba isika rehetra. Tsy voatery hanana vola sy fotoana handehanan any amin’ny mpitsabo nify foana anefa. Ahoana ary no atao ? Ireto misy fikafika dimy aroso ho anao: borosio amin’ny karbonetra kely ny nify ; na hotsany amin’ny ranomboasary makirana ny ati-vava rehetra ; azo atao ihany koa ny manafangaro vovoka saribao amin’ny « dentifrice » fampiasanao andavanandro ; na kosikoseho amin’ny frezy iray ny nifinao ; mandaitra ihany koa ny hoe lomana ranon-tsira ny borosy nify mialoha ny hikosehana azy.