COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Fujikama
Un enfant qui fait pipi au lit à 6 ou 7 ans pourrait souffrir d’énurésie

SantéNakà : L’enfant hyperactif et l’énurésie

Un enfant hyperactif se démarque, le plus souvent, par des troubles comportementaux : déficit de l’attention ou agitation continuelle. Si le trouble persiste à l’âge de 6 ou 7 ans, il est mieux de consulter un spécialiste et attendre sa confirmation, selon l’explication de la psychologue Holy Ainamalala Razakandrainy. L’hyperactivité peut être causée par la carence en dopamine ou en noradrénaline, l’hérédité, le trouble de développement cortical ainsi que par la façon dont les parents éduquent leurs enfants, toujours d’après ses explications. Dans tous les cas, il est nécessaire de consulter des spécialistes.

Les enfants qui ne font pas pipi au lit de leur propre gré souffrent d’énurésie. Les principales causes de ce dysfonctionnement sont soit physiologiques, soit psychologiques. En effet, cela peut être dû à l’immaturité de la vessie de l’enfant, la peur ou la panique, un sommeil profond, un choc émotionnel ou un changement important dans la vie, selon les explications de Koloina Andrianilaina, également psychologue.


Ankizy mipelipelika sy tsy mahatombina amin’ny zavatra atao no antsoina hoe « enfant hyperactif ». Any amin’ny faha-6 sy faha-7 taonany any, aorian’ny fizahana, no afaka amaritana fa « hyperactif » ny zaza iray raha mbola mitohy izay fihetsika izay raha ny fanazavan’i Razakandrainy Holy Ainamalala, psikology. Antony maro no mahatonga izany, toy ny tsy fahampian’ny dopamine, ny tarazo, ny fahatarana eo amin’ny fivelaran’ny sainy ary ny fomba fitaizan’ny ray aman-dreniny azy raha ny nambarany hatrany. Zava-dehibe araka izany ny fanatonana manam-pahaizana manokana mikasika izay.

Antony maro ny mahatonga ny zaza hamany am-pandriana : eo ny lafiny ara-batana fa eo ihany koa ny ara-tsaina. Raha ohatra ka efa nisy an’izay ny ray aman-dreniny dia mety hisy an’izay ihany koa izy, mety hoe matory be, na ihany koa misy zavatra niova teo amin’ny fiainany, mety ho tahotra vokatrin’ny fibedesana azy, na koa ankizy be fitaintainana ka lasa mamany ampandriana rehefa amin’ny alina, raha ny fanazavan’i Koloina Andrianilaina, psikology.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 26 Fandaharana SANTENAKA ENFANT HYPERACTIF
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter