100 enfants malgaches meurent chaque jour de pneumonie, de diarrhée ou de paludisme. Ces tragédies pourraient pourtant être évitées avec beaucoup de précaution, explique le Dr Serge Raharison, responsable au sein du programme USAID Access for health. La diarrhée, maladie principalement causée par la saleté, est évitable si les parents s’efforçaient de laver les mains de leurs enfants régulièrement. Cependant, « le lavage systématique des mains n’est pas forcément valable pour la covid-19 » explique le médecin. S’ajoutent à cela les vaccins pour prévenir les cas de diarrhée mortelle ainsi qu’une alimentation variée et multicolore. Par ailleurs, près d’une femme sur quatre, partout dans le monde a déjà vécu une fausse couche dans sa vie. Dans cette émission, la psychologue Andie Mialy Andriamalandy éclaire sur les impacts de cette perte sur leur mental et comment les aider à surmonter cette épreuve.
Zaza latsaky ny dimy taona 100 eo ho isan’andro no matin’ny pneumonie, ny areti-pivalà nana na ny tazomoka. Loza izay tsy tokony hitranga anefa raha toa ka mahafantatra sy manaraka ny fihetsika fisorohana rehetra ny tsirairay hoy ny Dr Serge Raharison, tompon’andraikitra eo anivon’ny tetikasa USAID Access for health. Raha raisina ohatra ny fivalà nana izay aretina azo avy amin’ny loto, dia ny fitandroana ny fahadiovana dia ampy hisorohana izany. « Ny fanasà na tà nana matetika dia tsy natao hoan’ny vanim-potoanan’ny coronavirus ihany » hoy izy. Ho fanampin’izany dia tokony atao daholo ny vaksiny voaaritra hoan’ny zaza satria ao anatin’ireny dia misy ilay vaksiny miaro amin’ny fivalà nana mahafaty. Tokony hajaina ihany koa ny fanomezana sakafo miovaova sy maroloko hoan’ny zaza. Ankoatra izany dia vehivavy iray ao anatin’ny efatra maneran-tany no efa afa-jaza teo amin’ny fiainany. Hazavain’ny psikology Andie Mialy Andriamalandy ato anatin’ity fandaharana ity ihany koa ny fiantrain’izany amin’ny sain’ny vehivavy sy ny fomba ahafahan’ny manodidina manampy azy.