Les coups de chaleur (ou l'hyperthermie) sont très fréquents en cette période d’été. Toutefois, sachez qu’il est possible de les éviter. Il faut, par exemple, aérer les espaces et boire de l’eau par petites gorgées. A part cela, nous avons invité le docteur Mamy Razafindralambo pour parler de la fatigue chronique.
Mateti-pitranga rehefa vanim-potoanan’ny fahavaratra ny fahatsapan’ny vatana hafanana tampoka. Noho izany, hizara torohevitra vitsivitsy ahafahana misoroka izany hafanana tampoka izany izahay. Isan’ny zava-dehibe indrindra amin’izany ny famelana ny rivotra madio hivezivezy amin’ny efitrano sy fisotroana rano ampy ho an’ny vatana. Ankoatra izay, vahinin’ny fandaharana anio i dokotera Mamy Razafindralambo, mpitsabo. Hiresaka momba ny faharerahana lava.