Certaines situations de la vie quotidienne peuvent affecter le cœur en y laissant des blessures. D’autant qu’il n’est pas toujours facile de garder sa tranquillité d’esprit, notamment lorsqu’on se retrouve face à des imprévus. Découvrons ensemble, dans Santénakà , quelques conseils pour apaiser les émotions.
Dans la deuxième partie de l’émission, le cardiologue Eric Razafindrazaka nous explique la « cardiomégalie » ou l’accroissement anormal de la taille du cÅ“ur.Â
Mety hampisendoatra na hanohina ny fo ary mety handratra indraindray ny zava-misy amin’ny fiainana andavanandro. Na dia misy ary anefa ny tranga tsy ampoizina, zava-dehibe ny fahaizana mampitony fo. Hiara-hamantatra torohevitra manodidina izany isika ao anatin’ny fandaharana Santenakà .
Horesahina ao amin’ny tapany faharoan’ny fandaharana ny hoe « cardiomégalie » na ny fitombona tsy ara-dalà na izay mahazo ny fo. Vahiny hanazava izany amintsika i dokotera Razafindrazaka Eric, mpitsabo manokana momba ny fo.Â