Immunité collective, ou encore immunité de groupe, c’est lorsque qu’une population atteint une immunité « naturelle » face à un virus… Cela signifie que le virus a déjà infecté une grande majorité des gens et qu’il ne pourrait plus, en théorie, continuer de se propager. Cette immunité de groupe peut aussi survenir si une population est vaccinée contre un virus.
Inona ny atao hoe hery fiarovana hikambanana?
Hery fiarovana ikambanan’ny olon-drehetra na hoan’ny vondrona iray. Mitranga izany rehefa manana hery fiarovana voajanahary miaro amin’ny tsimokaretina iray ny mponina amina toerana voafaritra iray…Midika izany fa efa voan’io tsimokarerina io ny ankabeazan’ireo mponina ireo ka tsy afaka hiparitaka intsony ilay aretina, raha ny fandinihana aloha. Manana io hery fiarovana hikambanana io ireo mponina raha vita vaksiny fanefitr’ilay tsimokaretina izy ireo.