De nouvelles études démontrent que pour certaines personnes ayant contracté de simples rhumes ou des grippes passagères… soit d’autres formes du coronavirus en quelques sortes, les cellules et certains anticorps qu’ils fabriquent reconnaissent partiellement le nouveau coronavirus, c’est-à -dire la covid-19. Cependant, rien ne prouve encore que ces infections antérieures les protègent totalement contre le coronavirus.
En somme, l’immunité croisée permettrait à un patient atteint, plus tôt dans sa vie par un virus, d'être immunisé contre un autre virus, proche du premier.
Inona ny atao hoe hery fiarovana mifamatotra amin’ny aretina hafa ?
Misy valim-pikarohana vaovao milaza fa mamokatra sela sy hery fiarovana izay mahafantatra ny fisian’ny tsimoka coronavirus anaty vatana na dia vaovao aza ny covid-19, ireo olona izay efa voan’ny sery na gripa tsotra mandalo…na koa fomba hafa hisehoan’ny coronavirus. Tsy misy manamarina anefa hatreto fa miaro azy ireo tanteraka amin’ny coronavirus ny nahazoany ireo aretina nahazo azy teo aloha ireo.
Raha fintinina, mety ho voaaro amina tsimokaretina iray izany ny olona iray raha efa tratran’ny tsimokeratina mitovitovy amin’io vaovao io teo aloha.