La toxoplasmose est due à un parasite appelé « Toxoplasma Gondii », transmis par les chats. Il n’y a pas que les chats qui transmettent ce parasite mais également le fait de manger de la viande mal cuite ou des légumes mal lavés.
Toxoplasmose no anaran’ilay aretina mahazo ny olombelona rehefa hifindran’ilay « parasite » antsoina hoe « Toxoplasma Gondii » avy amin’ny saka. Tsy io biby io ihany nefa no mitondra io aretina io fa ny fihinana hena manta na legioma tsy voasasa tsara ihany koa dia mety mahatonga ny toxoplasmose.