Si pour certains patients la Covid 19 est une maladie passagère et bénigne, d’autres continuent à se battre plusieurs mois après l’avoir contracté. Les symptômes? Essoufflement, grande fatigue, même après un petit effort… etc.
Â
Ces derniers mois les chercheurs ont mis beaucoup d’énergie pour trouver des solutions pour sauver les personnes atteintes du coronavirus, mais aujourd’hui, les experts se tournent aussi de plus en plus vers des études pour comprendre pourquoi les gens sont confrontés aux conséquences à long terme d'une infection à la Covid 19.
Pour l’instant, une certaine incertitude plane sur ce questionnement, c’est donc une affaire à suivre !
Misy karazana olona ve tsy mety sitrana amin’ny coronavirus ?
Aretina mandalo sy tsy dia atahorana ny Covid19 ho an’ireo olona sasany, fa misy karazana olona kosa miady amin’io aretina io amambolana maro rehefa tratrany. Inona avy ireo fambara? Mora sempotra, rera-dava, na dia avy manao ezaka kely ary… sns
Nitady vahaolana foana ireo mpikaroka tao anatin’ izay volana maromaro izay hanavotana ireo olona tratran’ny coronavirus. Fa amin’izao a, mifantoka kokoa amin’ny antony mampaharitra ny takaitran’ny Covid 19 eo amin’ny olona marary sasany ireo manampahaizana.
Hatreto, mbola betsaka ny ahiahy amin’ity fanontaniana iray ity, andrasantsika ny tohiny!