Le Massachusset institute of technology, la fameuse M.I.T, travaille actuellement sur une application de ce genre. L’équipe de chercheurs a constitué une base de données d’échantillons d’extraits sonores de toux. L’intelligence artificielle a été entraînée à reconnaître les différences entre une toux normale et une toux covid-19. Le taux de réussite de cette application est actuellement de 98.5% chez les cas confirmés au coronavirus. Le but est de faire tousser les cas symptomatiques sur l’application de leur téléphone et en fonction du résultat, ils pourraient être notifiés pour aller se faire dépister. On n’arrête pas les progrès !
Â
Â
Afaka hanampy antsika hamantatra hoe kohaka vokatry ny covid-19 ny kohaka iray ve ny fampiasana solosaina ?
Toeram-pampianarana momba teknolojia any Massachusset ny M.I.T na ny Massachusset institute of technology, mamolavola rafibaiko iray mikasika izay izy ireo amin’izao. Nandrafitra torohay misy karazana feona kohaka maromaro ireo mpikaroka tao. Ary nasaina namantatra ny maha samy hafa ny kohaka vokatry ny covid-19 sy ny kohaka tsotra ilay rafibaiko. Mandaitra eo amin’ny 98,5% ity rafibaiko ity, raha nandramana teo amin’ny marary voan’ny coronavirus. Asaina mikohaka amin’ilay rafibaiko anaty findainy ireo misy soritaretina ka arakaraky ny vokatra avoakany eo no hanaovana fitiliana na tsia. Mivoatra hatrany ny fikarohana!
Â