D'abord, ce qu'il faut savoir, c'est que l'étude de phase 3 du vaccin n'est pas terminée, cela veut dire que le nombre et les critères des patients doivent encore être étudiés par la FDA, la US FOOD AND DRUG Administration. Cette institution américaine est chargée de la protection de la santé publique en garantissant entre autres l'efficacité et la sécurité des médicaments et des vaccins. Si le vaccin passe tous les protocoles avec succès, les chercheurs disent qu'il devrait y avoir environ 50 millions de doses pour décembre 2020, mais les vaccinations ne pourront pas débuter avant le printemps 2021. Cela dit, si ce vaccin devait passer toutes ces étapes, ce serait du jamais-vu ! Car en moyenne, il faut 10 ans pour trouver un vaccin. La recherche pour trouver celui contre le coronavirus a débuté il y a seulement 10 mois.Â
Â
Tonga eo amin’ny dingana fahatelo ilay vaksiny navoakan’ny Pfizer, inona ny dikan’izany ?
Tsara ho fantatra aloha fa mbola tsy vita ny fikarohana amin’ny dingana fahatelo amin’ity vaksiny ity. Midika izany fa mbola mila hadihadian’ny FDA, ny US FOOD AND DRUG Admnistration tsara ny isa sy ny mason-tsivana hamaritana ireo marary. Ity ivon-toerana amerikana ity no miandraikitra ny fiarovana ny fahasalamam-bahoaka, amin’ny alalan’ny fanamarinana ny asa sy antoka entin’ny fanafody sy ny vaksiny. Mety hisy vaksiny miisa 50 tapitrisa hovokarina amin’ny volana desambra raha voamarina tsara fa manaja ireo fepetra rehetra ilay vaksiny. Fa tsy afaka manomboka alohan’ny volana Septambra 2021 anefa ny fanaovana ny vaksiny.
Raha tontosa tsara ireo voalaza rehetra ireo dia azo lazaina fa toe-javatra tsy mbola nisy hatramin’izay izany ! Mila 10 taona eo manko amin’ny ankapobeny vao mahita vaksiny. Vao 10 volana monja izay no natomboka ny fikarohana mikasika ny vaksiny fanefitry ny coronavirus.