Depuis le début de la pandémie, les scientifiques nous répètent que les masques chirurgicaux doivent en principe être jetés au bout de quatre heures d'utilisation. Après de nouveaux tests, ces masques auraient une capacité de filtration comprise entre 90 % et 100 % même après 10 lavages en machine à 60 °C. Les chercheurs ont aussi fait des tests en stockant les masques jetables dans des enveloppes en papier pendant une semaine, et de les réutiliser. Les résultats ont demontré que les masques pourraient être réutilisés au moins 20 ou 30 fois, l’équivalent de 6 mois d’utilisation!
Afaka hampiasaina im-polo ny aro vava orona fanary, marina ve izany ?
Tokony hariana raha ny tokony ho izy ny aro vava orona fampiasa eny amin’ny toeram-pitsaboana rehefa avy nanaovana nandritra ny adiny 4, raha ny voalazan’ireo mpikaroka hatramin’ny niandohan’ity valan’aretina ity. Taty aoriana anefa rehefa natao ny fikarohana dia hita fa mbola mitana ny anjara asany amin’ny fiarovana eo amin’ny 90 ka hatramin’ny 100% izy ireo na dia sasana impolo anaty milina natokana amin’izany amina maripana 60 degré aza.
Raha ny andrana nataon'ny siantifika ihany koa dia nahitana fa raha ampirimina tanaty valopy vita amin’ny taratasy ireo aro vava orona fanary nandritra ny herinandro dia mbola azo ampiasaina in-droapolo na telopolo farafahakeliny. Izany hoe mety azo ampiasaina eo amin’ny enim-bolana eo izany!Â