L’Homme a besoin de boire 1.5 litre d’eau par jour. On a le choix entre l’eau gazeuse et l’eau minérale. Cependant, il y a des indications à suivre quant à la consommation de ces eaux, selon le Dr Christian Rakotonindriana. Â
Le furoncle est un bouton contenant du pus. Parfois douloureux, il apparaît souvent près des cuisses ou dans le bas du dos. Dû à un microbe appelé « staphylocoque doré », il peut aussi être causé par une allergie alimentaire, explique le Dr Rachel Razanajoary. Et enfin, il peut également être à la base d’une autre maladie comme le mauvais fonctionnement du système immunitaire ou le diabète. Â
Mila misotro rano 1.5 litatra isan’andro eo ny olona anatin’ny iray andro. Misy karazany anefa ny rano. Misy ny rano mineraly sy ny rano misy gazy. Misy vokany amin’ny fahasalamana avokoa ireo ka mila lanjalanjaina ny fisotroana azy hoy ny Dr Christian Rakotonindriana.Â
Fery sy fivontosana ahitana nana ny vay. Eo amin’ny fe na eo amin’ny fitombenana eo matetika no ahitana azy. Vokatry ny mikraoba atao hoe « staphylocoque doré » izy io. Mety ho vokatry ny tsy fahazakana sakafo manokana ihany koa izy io hoy i Dr Rachel Razanajoary. Mety ho fambaran’aretina toy ny tsy fiasan’ny hery fiarovana na diabeta ihany koa ny vay raha miverimberina.