Cette idée émanerait de plusieurs théories complotistes. L'une d'entre elles laisse entendre que la Chine aurait créé de toute pièce la crise sanitaire actuelle afin de booster son économie et de mettre ses pays rivaux à genoux. Afin que cette théorie tienne la route, il aurait fallu prouver par des chiffres que l'économie chinoise tire profit de la crise depuis ses débuts, mais la réalité est toute autre. la Chine est autant touchée par la crise économique que le reste du monde, en ces temps de pandémie.
Noforonin’ny Chine ve ity valanaretina ity mba hampiroborobony ny toekareny ?
Nipoitra avy amin’ireo « théories du complot » isan-karazany izany hevitra izany. Ny iray amin’ireo hevitra ireo manambara fa ny Sinoa no namorona ity krizy ara-pahasalamana ity mba hampiroborobo ny toekareny sy handavo ireo firenena mifaninana aminy eo amin’izay sehatra izay. Mba hampandeha ity hevitra ity, noporofoina tamin’ny alalan’ny tarehimarika mihitsy fa nahazo tombony tamin’ny krizy ny toekarena ny Sinoa hatramin’ny voalohany. Tena hafa mihitsy anefa ny zava-miseho. Sahirana ara-toekarena toa an’ireo firenena hafa ihany koa anefa i Chine amin’izao vanim-potoanan’ny valanaretina izao.