Depuis le début de la pandémie de la covid-19, plusieurs personnes ont reçu un mail menaçant de les infecter et d’infecter tous les membres de leur famille au coronavirus s'ils ne payent pas une certaine somme d'argent par cryptomonnaie. Il s'agit bel et bien d'une arnaque. Les crises représentent souvent de bonnes opportunités pour les escrocs du web. Ils surfent sur la peur des gens. Un conseil : ne répondez à aucun mail qui vous demande de virer de l'argent.
Tandremo ireo mailaka mandrahona ny hamindrà na coronavirus !
Efa hatramin’ny niatombohan’ity valanaretina covid-19 ity no nisy olona nahavoaray mailaka mandrahona fa hamindrà na coronavirus izy mianakavy raha tsy mandoa vola amin’ny alalan’ny cryptomonnaie. Tsy inona fa fisolokina ihany fotsiny izany. Isan’ny irika ho an’ireo mpanararotra, indrindra fa ireo mpisoloky amin’ny aterineto, ny fisian’ny krizy eo amin’ny firenena iray. Manararaotra ny tahotry ny olona izy ireo. Torohevitra kely ary : aza mamaly mailaka misy fangataham-bola izany mihitsy.