L’alcool peut causer de nombreux dégâts tant sur le corps que sur le mental. On peut, par exemple, citer l’hypoglycémie qui, à son tour, peut aussi laisser des traces et même causer la mort. Nous en parlons aujourd’hui dans Santénaka. Nous verrons également l’importance des informations inscrites sur les étiquettes d’aliments emballés.
Misy voka-dratsiny maro eo amin’ny vatana ny alikaola. Isan’izany ny fihenan’ny tahan-tsiramamy izay mitondra takaitra maro indray avy eo, ary mety hiafara amin’ny fahafatesana. Ho resahina anio ato amin’ny Santenaka ny mikasika izay, fa eo koa ny maha zava-dehibe ireny soratra amin’ny fonosana sakafo ireny ka tokony hamakiana izany tsara.