Les points vitaux sont les parties du corps que les sportifs doivent absolument connaître. Un seul coup sur l’un de ces points peut causer la paralysie voire la mort. A part cela, tout ce qui se rapporte à la musculation est également primordial à maîtriser pour tout sportif. En effet, il y a des exigences particulières qui permettent d’obtenir des muscles bien structurés. Le coach en musculation Joaba Biharisolofoniana explique qu’on ne peut pas garder les muscles bien dessinés pour toujours.
Ny faritra saropady na « points vitaux » dia faritra amin’ny vatana mety hitarika tsy fahafahana mihetsika ary mety hiafara amin’ny fahafatesana raha voadona mafy. Matetika ireo mpanao fanatajahantena, indrindra ireo manao haiady sy fanatanjahan-tena misy fifandomana na sport de contact no tena voadona. Ilaina araka izany ny mamantatra ireo faritra ireo. Ankoatra izay dia ilaina fantatry ny mpanao fanatajahantena ihany koa ny mikasika ny « musculation » na fanabokonana hozatra. Misy fepetra takiana raha te hanana hozatra mifaritra tsara. Ary manazava ihany koa ny coach en musculation Biharisolofoniana Joaba fa tsy afaka tazomina mandrakizay ireny hozatra mifaritra tsara ireny.