Il y a bien des clichés concernant le rhumatisme. Certaines personnes disent que c'est une maladie de vieux. Pourtant, les jeunes peuvent aussi être touchés. Le docteur Naina Randriamorarimanga nous apporte plus d'explication à ce sujet dans l'émission Santénaka.
Maro ireo hevi-draikitra mikasika ny aretin'ny vanin-taolana na "rhumatisme". Misy milaza fa aretin’antitra izy io. Tsy ny olona efa nahazo taona ihany anefa no mety ho tratrany fa na ny tanora aza. Araho ao anatin'ny Santénaka ny fanazavana misimisy kokoa.