Aujourd'hui, de nombreux vaccins sont en développement, mais la plupart échoueront. Pour ceux qui seront homologués, les gouvernements subiront d'importantes pressions pour assurer l'approvisionnement de leur population. En ce moment, plusieurs États sont en concurrence, et plusieurs d'entre eux ne pourront pas bénéficier du vaccin, notamment les pays les plus pauvres. Le Covax ou Covax infinity est entre autres financé par l'OMS. Il a été mis en place pour garantir que le vaccin soit mis à la disposition de ceux qui en ont le plus besoin et aussi aux pays qui n'ont pas le moyen de le financer. Covax est donc fondé sur le principe d'un accès juste et équitable à tous aux vaccins COVID-19. Covax devrait également garantir la gratuité mondiale de ce remède.
C'est une affaire à suivre dans les prochains mois.
Inona marina ilay atao hoe COVAX ?
Maro ireo vaksiny eo andalam-pikarohana amin’izao, ampahany betsaka amin'izy ireo anefa no mety tsy ho tody hatramin'ny dingana farany. Hahazo tsindry goavana ireo governemanta, raha misy vaksiny mahazo alalana, mba hamatsiana ara-dalà na izany ho an’ny mponina ao aminy. Mifaninana ireo firenena maro amin’izao ary mety hisy amin’izy ireo tsy afaka hisitraka ny vaksiny, ohatra ireo firenena andalam-pandrosoana.
Ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana no mamatsy vola ny Covax na Covax infinity. Napetraka izy io mba hahafahan’ireo izay tena mila izany, misitraka ny vaksiny, ary natao ihany koa ho an’ireo firenena tsy manana ny enti-manana amin’izany. Natsangana ny Covax mba hitovian’ny fahafahan’ny rehetra mahazo anjara vaksiny fanefitry ny COVID-19. Mametraka ihany koa izy fa tokony ho maimaimpoana io fanafody io maneran-tany. Andrasana izany ny tohiny!
Â