Plusieurs institutions mondiales ne cessent de mettre en garde face à la propagation du coronavirus en vue d'une deuxième vague en Afrique. Madagascar continue à promouvoir son propre remède pour lutter contre la pandémie, pendant que les autorités sanitaires mondiales ont mis sur pied le COVAX FACILITY. Une initiative d'accès au vaccin contre la covid-19.
Madagascar ne souhaite pas y participer, une fois son homologation validée.
Le gouvernement souhaite, tout d'abord, voir l'efficacité du vaccin dans les pays qui l'utiliseront en premier.
Les chiffres de contamination au coronavirus qu'a enregistré la Grande Ile sont considérés comme flatteurs comparés à d'autres pays. Le gouvernement reste confiant et souhaite gérer la crise de manière endogène (locale) en valorisant les traitements à base de remèdes traditionnels, tel que le Covid Organics.
Maninona no mandà hahazo vaksiny I Madagasikara?
Tsy mitsahatra ny mampitandrina ny amin’ny mety hisian’ny andiany faharoa amin’ny fipariahan’ny Coronavirus aty Afrika ny ankamaroan’ireo vovonana iraisam-pirenena. Manohy ny fampiroboroboana ny fanafodiny manokana hiadiana amin’ny valan’aretina I Madagasikara. Raha etsy ankilany, mametraka ilay COVAX FACILITY ireo tompon’andraikitry ny fahasalamana maneran-tany. Fomba hahafahana misitraka ny vaksiny fanefitry ny covid-19.
Tsy te handray anjara I Madagasikara na dia mahazo alalana ary ilay vaksiny.
Mbola mijery ny governemanta hoe mandaitra tokoa ve ity vaksiny ity any amin’ireo firenena izay ampiharana azy voalohany.
Somary mampisy fanantenana ihany ny isan’ny trangana coronavirus ho an’I Madagasikara raha oharina amin’ireo firenena hafa. Matoky tena ny governemanta ary maniry hifehy ity krizy ity amin’ny fomba eo an-toerana ihany amin’ny alalan’ny fanomezan-danja ny fanafody mifototra amin'ny zava-maniry fampiasa nentim-paharazana, toy ny Covid Organics.