Selon la classification de l’OMS, le bœuf, le mouton, le porc et le cheval sont des viandes rouges, tandis que les volailles, le lapin, et le poisson sont des viandes blanches. Deux types de viandes sont riches en protéine et en cholestérol. La différence c’est que la viande rouge contient de mauvais cholestérol appelé LDL qui pourrait augmenter le risque de maladie cardiovasculaire alors que la viande blanche est riche en bon cholestérol appelé HDL, selon les explications du Docteur Fanomezantsoa Herinirina Randrianarizay. La goutte fait partie des maladies liées à la consommation excessive de viandes. Le Docteur Domoina Soa Kanto Rakotonoely en parle aussi dans l’émission.
Sokajian’ny OMS ao anatin’ny hena mena ny hen’omby, ny henakisoa, ny hen’ondry, ary ny henan-tsoavaly. Ao anatin’ny hena fotsy kosa ny henam-borona ohatra ny henan’akoho, eo ihany koa ny henam-bitro, ary ny trondro. Samy manan-karena proteina avokoa ireo karazana hena roa ireo saingy misy maha samihafa azy. Ahitana « mauvais cholestérol » antsoina hoe : LDL cholestérol ny hena mena ary misy risika amin’ny aretin’ny fo sy ny lalandrà ny fihinana azy; mifanohitra amin’izany kosa ny hena fotsy izay ahitana « bon cholesterol » atao hoe HDL cholestérol araka ny fanazavan’i Dokotera Randrianarizay Fanomezantsoa Herinirina. Isan’ireo aretina azo amin’ny fihinanan-kena be loatra hoatra ny « goutte ». Miresaka mikasika izay i Dokotera Rakotonoely Domoina Soa Kanto ato anatin’ny fandaharana.