Le corps humain est composé à 60% d’eau. Cela met en évidence que l’eau est une composante plus qu’essentielle à la vie de l’Homme. Toutefois, il est fortement recommandé de ne boire que de l’eau purifiée. Mais comment faire ? Outre le fait de boire de l’eau bouillie ou bien purifiée avec des produits spécialement conçus à cet effet, il existe différents moyens d’y procéder. Une cheftaine éclaireuse, Miangaly Tsirimampionona nous donne des techniques utilisée par les scouts pour purifier l’eau lors de leurs sorties. Le Dr Rasoanomenjanahary Lisy, quant à elle, nous explique ensuite les vertus du ranovisy et les différents traitements qui peuvent être faits avec.
Rano avokoa ny mameno ny 60% ny tenan’olombelona. Izany hoe tena zava-dehibe eo amin’ny fiainana ny fisian’ny rano. Tsy maintsy rano voadio anefa no sotroina mba hisorohana ny aretina mety entin’ny rano maloto. Fa ahoana ary ny fomba fanadiovana rano. Ankoatry ny fampangotrahana azy sy ny fanasiana singa fanadiovana rano dia hazavain’i Miangaly Tsirimampionona, mpiandraikitra skoto zazavavy, ireo fomba hafa mety hanadiovana ny rano. Ny Dr Rasoanomenjanahary Lisy kosa no hanazava amintsika ny soa entin’ny ranovisy amin’ny vatan’olombelona sy ny fitsaboana azo atao amin’izany.