Les femmes enceintes doivent consulter un gynécologue, au moins une fois tous les trismestres, jusqu’à leur accouchement, et éviter toute forme de drogue ou d’alcool durant leur grossesse. Cela afin d’éviter d’éventuelles malformations congénitales, d’après le gynécologue Dr Rahaja Rafalimanana. De son côté, le psychologue Andry Razakamanana conseille aux femmes de bien se préparer mentalement pour éviter le déni de grossesse et la grossesse nerveuse.
Ny vehivavy bevohoka dia mila manatona toeram-pitsaboana na ny gynécologue farafahakeliny in-dray isaky ny telo volana ary indrindra tsy mandray zava-mahadomelina na alikaola mandritra ny fitondrana vohoka, mba hisorohana amin’ny tsy fahatomombanan’ny fiforonan’ny zaza ao am-bohoka, raha ny namabaran’i Dr Rahaja Rafalimanana, gynécologue. Etsy andaniny, mandrisika ny vehivavy hilamin-tsaina hatrany ny psikology Razakamanana mba hisorohana ny déni de grossesse sy ny grossesse nerveuse.