Le mutisme et la dyslexie sont des troubles de la parole généralement identifiés chez l’enfant. Ils ne présentent cependant aucun risque pour la santé de l’enfant, mais nécessitent un suivi psychologique afin de veiller au bon développement de l’enfant. La psychologue Saraha Randriamorasoa en parle dans Santénakà .
Ny « mutisme » sy ny « dyslexie » dia fahasarotana eo amin’ny fiteny sy ny famakiana teny ary ny ankizy matetika no tena tratran’izy ireo. Tsy misy risika amin’ny fahasalaman’ny ankizy nefa ireo saingy ilaina fanaraha-mason’ny psikology mba hanatsara ny fivoaran’ilay zaza. Miresaka an’izay i Randriamorasoa Saraha, psikology, ao anatin’ny fandaharana Santénakà .