Il n'y a pour le moment aucune réponse claire à ce sujet. Les scientifiques travaillent dessus, et selon eux, il n'y aurait pas de raison de s'inquiéter. Les mutations du virus détectées en Angleterre n'empêcheraient pas la réponse immunitaire de l'organisme. En effet, les vaccins ont un spectre suffisamment large. En d'autres termes, ils ciblent plusieurs parties du virus pour trouver une certaine efficacité en cas de mutation d'une partie du virus.
Les autorités sanitaires britanniques lanceront des études pour mieux comprendre les potentiel effets de mutation du virus sur le vaccin.
Mety hanamaivana ny fandairan'ny vaksiny ve ny fiovan-toetran’ny coronavirus?
Mbola tsy misy valiny mazava alohatra hatreto io fanontaniana io. Mbola mandalina ireo mpikaroka fa raha ny filazan’izy ireo, tsy tokony misy ahiana ny amin’izany. Misy hery fiarovana foana ny vatana na miova toetra ary ny otrikaretina, toy ilay tranga any Angleterre. Mivelatra tokoa manko ny zotran-kerin’ny vaksiny. Manenika sy mandaitra amin’ny lafiny maro amin’ilay otrikaretina izy raha sendra misy singa miova tampoka amin’ity farany.
Manokatra fanadihadiana amin’izao ireo tompon’andraikitra ara-pahasalamana britanika mba hahafahana mamantatra ny fiantraikan’ny fiovan’ity otrikaretina ity amin’ny vaksiny.