Voici une question pas encore totalement résolue concernant le vaccin. Une des théories avancées par les scientifiques est qu'il pourrait prévenir les formes graves de la covid-19.Â
C'est-à -dire les personnes contaminées devant être hospitalisées.Â
En d'autres termes, la vaccination pourrait aider à désengorger les hôpitaux et faire réduire considérablement le nombre de décès.Â
Par ailleurs, les premiers mois de la campagne de vaccination devraient répondre au moins à la question suivante : les personnes vaccinées ne présentant pas de symptômes de la covid-19 pourront-elles transmettre ou pas le virus à des personnes qui n'ont pas encore été vaccinées ?
Manakana ny fifindran’ny coronavirus tokoa ve ilay vaksiny?
Mbola tsy voavaly ity fanontaniana ity raha ny mikasika ilay vaksiny. Mety azo hisorohana ireo tranga atahorana amin’ny Covid-19, izany hoe ireo olona izay miditra hopitaly, ilay vaksiny. Izay aloha ny petra-kevitra naroson’ireo mpikaroka.Â
Hampihena ireo vesatra any amin’ny toera-pitsaboana ny vaksiny ary hampihena ihany koa ny isan’ireo maty.
Etsy andaniny, mandritra ireo volana voalohany hanaovana ny vaksiny no hahafahana mamaly ity fanontaniana ity: mety hamindra amin’ireo olona mbola tsy vita vaksiny ve sa tsia ireo olona tsy manana soritraretin’ny Covid-19 ka vita vaksiny?