Mety efa narary an-doha daholo angamba ny ankamaroantsika rehetra teo amin’ny fiainany. 50%n’ ny olona eto ambonin’ny tany mantsy no efa narary an-doha avokoa araka ny tatitra navoakan’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana momba ny fahasalamana na ny OMS. Maro karazana ny aretin’andoha fa azo sokajiana ho efatra izy ireo. Ny Dr Fenitra Rakotonirina no hanazava bebe kokoa ny momba izany amintsika ato anatin’ity fandaharana ity.
Â
Chacun d’entre nous, pour ne pas dire tout le monde, a déjà souffert de céphalées et de maux de tête au moins une fois dans sa vie. D’ailleurs, selon l’OMS, 50% de la population mondiale aurait été victime d’un mal de tête par an. Mais saviez-vous qu’il existe différentes sortes de maux de tête ? Le Dr Fenitra Rakotonirina nous en dit plus dans cette émission.
Â