Betsaka ny trangan-javatra miseho amin’ny vatan’ny vehivavy rehefa avy miteraka izy, anisan’izany ny sovoka sy ny fandehanan’ny rà aorian’ny fahaterahana. Misy ny milaza fa tokony mifà na ny vehivavy rehefa avy miteraka sy tsy mandray rano sao voan’ny sovoka. Ny Dr Christian Razafindrandria no hanazava ny marina mikasika izay. I Elodie Razafivao, mpitsabo mpanampy kosa dia hanisy resaka momba ny rà mandeha aorian’ny fiterahana.
Â
Des changements opèrent dans le corps d’une femme après l’accouchement. Parmi eux figurent les locchies et les trachées. Certaines personnes disent que les trachées sont dues à l’air qui entre dans l’utérus de la femme. Il faut alors se reposer pendant un mois et ne pas toucher de l’eau. Le Dr Christian Razafindrandria nous explique ce phénomène. L’infirmière généraliste, Elodie Razafivao nous parlera des locchies.