Le périnée est ce muscle qui se trouve au-dessus de nos organes génitaux. Il est présent chez l’homme comme chez la femme. Ce muscle a un rôle majeur dans le maintien de nos organes mais servent également à régler les sphincters. Dans cette émission, le Dr Christian Razafindrandria, nous informe sur le périnée des hommes et Elodie Razafivao, infirmière généraliste, va se pencher sur celui des femmes.
Â
Hozatra iray eo ambonin’ny taovam-pananahana ny atao hoe périnée, izany hoe eo ambonin’ny famoahana maloto eo. Anisan’ny asa lehibe nampiandraketana azy ny fitazomana ny taova mba tsy hilatsaka ambany sy ihany koa ny fandaminana ny fitazomana ny maloto tsy handeha ho azy eny. Hanazava amintsika ny mikasika ny périnée eo amin’ny lehilahy ny Dr Christian Razafindrandria, raha ny eo amin’ny vehvivavy kosa no asian’i Elodie Razafivao, mpitsabo mpanampy resaka.