Chez la femme, la partie intime est délicate. Il est vraiment nécessaire d’avoir une hygiène de vie adéquate pour éviter maladies et infections.  Par exemple, la candidose vaginale est une maladie très fréquente et peut toucher plusieurs catégories de femmes. Il est important pour la femme d’en détecter les causes et les symptômes. Par ailleurs, l’épilation du maillot figure parmi les petits soins essentiels de la partie intime. Néanmoins, la pratique de l’épilation exige des normes hygiéniques à considérer. La gynécologue, Volana Ramboahangison apporte des explications à ces sujets.
Saropady ny taova ara-pananahanan’ny vehivavy. Ilaina ny fitandrovana ny fahadiovana sy ireo fepetra ara-pahasalamana mba hisorohana ireo aretin’ny fivaviana. Ohatra amin’izany ny « candidose vaginale » izay aretina mateti-pitranga amin’ny sokajin’olona maro. Zava- dehibe araka izany ny fahafantarana ny antony sy ny fitrangan’io aretina io. Ankoatran’izay, ny fiaratana ny faritra ny mahavehivavy koa dia antoka ny fahadiovana. Anefa, misy ihany koa ireo fenitra ara-pahasalamana izay tokony harahina amin’ny fanaovana izany. Mitondra fanazavana mahakasika an’ireo lohahevitra ireo, ny dokotera Ramboahangison Volana.