La mauvaise odeur des pieds peut être désagréable pour l’entourage de celui qui en souffre. Pourtant, il est possible d’éviter cela car il s’agit d’un caractère physiologique. Nombreux sont les remèdes simples qu’on peut effectuer soi- même. Toutefois, ceux qui ont des difficultés à se débarrasser de cette odeur ont besoin d’une consultation spécifique car c’est un signe de maladie, renchérit le docteur Rachelle Razanajohary.Â
Par ailleurs, l’onychomycose ou mycose des ongles est causée par le port excessif de chaussures fermées. Il est possible d’en venir à bout à l’aide de quelques soins spécifiques Mandanirina Anaïs Rasolondraibe, propose des solutions à base de produits naturels.
Anisan’ny miteraka fanelingelenana eo amin’ny fiarahamonina ny fofon-tongotra. Azo atao tsara anefa ny misoroka izany satria tsy aretina izy io fa toe-tena fotsiny ihany. Maro ireo karazana fomba tsotra azo atao any an-trano mba hiadina amin’izay. Etsy an-kilany ho an’ireo sahirana amin’ny fanesorana ny fofona  dia vokatry ny aretina ao anaty izany. Mila fitsaboana manokana anefa ity farany ity. Toy ny fofon-tongotra dia azo tsaboina tsara koa ny aretin’ny hoho na ny « onychomycoses » na ny aretin’ny hohon-tongotra. Vokatra ny fanaovana kiraro isanandro no mahatonga azy. Mizara ny fanaovana izany i Rasolondraibe Mandanirina Anaïs.