Au cours de la croissance d’un enfant, il est exposé aux virus. Parmi ces derniers figure l’« ourlien », responsable de l’inflammation des glandes salivaires. D’où les oreillons, une maladie passagère chez l’enfant, mais qui demandent beaucoup de vigilance dans le traitement surtout chez les garçons. Le pédiatre, Emilson Jean Philippe Rolland Andriatahirintsoa nous donne plus d’explications à ce sujet.  En outre, des enfants souffrent également de l’onychophagie, la manie de se ronger les ongles. Des facteurs psychologiques sont à l’origine de ce problème, selon la psychologue Victorine  Andrianaivo Razafindramaka Razafimanjato, qui avance quelques conseils pour contrer cela.
Mandritra ny fitombon’ ny ankizy, misendra aretina maro izy satria miaina ao anaty tontolo feno tsimokaretina. Iray ao anatin’ny aretina tsy maintsy mahazo azy ny donika. Fivotosan’ny foto-tsofina izay vokatry ny fahazoana an’ilay tsimok’aretina « ourlien ». Aretina azo sitranina izy io anefa mila fanarahamaso tsara satria mety miteraka fahamombana, indrindra eo amin’ny lehilahy. Manazava ny momba izay ny dokoteran’ ny zaza sy ny ankizy, ANDRIATAHIRINTSOA Emilson Jean Philippe Rolland. Misy ihany koa ireo ankizy izay manana fahazaranan-dratsy, manaikitra hoho. Vokatry ny fikorontanana ara-tsaina izany hoy ny mpahay toetr’olona Andrianaivo Razafindramaka Razafimanjato Victorine.