La Chine est le premier pays à faire subir le test anal pour le dépistage du coronavirus aux voyageurs étrangers. Selon un médecin chinois ce type de dépistage permet d'augmenter le taux de détection des personnes infectées, notamment par les nouveaux variants. Le coronavirus resterait présent plus longtemps dans l’anus que dans les voies respiratoires.
Selon l'agence France Presse, le dépistage rectal, pas très pratique, ne devrait pas être subi par l'ensemble de la population chinoise, d'autant plus que cette dernière le qualifie comme « humiliant ». Il est donc pour le moment trop tôt de dire que ce type de dépistage remplacera les tests PCR et sérologique.
À savoir que d'autres pays comme le Canada, a commencé à utiliser un test de salive. Ce dernier est plus rapide, aussi efficace que le PCR, le moins contraignant et le moins couteux.
Ny fitiliana atao any amin’ny lava-body ve no fomba fitiliana COVID-19 manaraka ?
I Sina no firenena voalohany nampihatra ity fitiliana coronavirus any amin’ny lava-body ity tamin’ireo firenena vahiny. Raha ny hevitr’ireo dokotera sinoa, mampiakatra ny tahan’ny fahitana coronavirus any amin’ny olona voa, indrindra fa ireo karazana endrik’aretina vaovao, io fomba io. Mijanona elaela kokoa any amin’ny lava-body ny coronavirus noho ny any amin’ny taovam-pisefoana araka ny voalaza.
Tsy dia mahazatra izany fitiliana any amin’ny lava-body izany araka ny « Agence France Presse » ka tsy dia mety hatao amin’ireo mponina marobe ao Sina, indrindra moa fa mahamenatra izany ho an’ireo sinoa. Mbola aloha loatra izany raha izao no miteny hoe ity fomba fitiliana ity no hanoloana ny fitiliana PCR sy ny any amin’ny rà . Tsara ho fantatra anefa fa manomboka manao fitiliana amin’ny alalan’ny rora ny any amin’ny firenena sasany, toy ny Canada. Haingana kokoa ity fomba fitiliana farany ity. Mitovy amin’ny PCR ihany, tsy be filirony ary mora ny vidiny.