COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Nicolagiordano
L’épilation est plus conseillée que le rasage car ce dernier causerait les poils incarnés.

Les déodorant anti-transpirant et le cancer de sein

Voalaza fa miteraka ny homamiadan'ny nono ireny fanalana fofona sy atsembohana atao amin’ny helika ireny. “Sel d’aluminium” no singa ahiahiana indrindra ao anatin’izany. Ny  taona 2000 no efa nanomboka ny fikarohana momba io  fa mbola tsy misy porofo mazava ara-tsiansa hatreto. Manamafy izany ny dokotera Raharinavalona Lee,  pharmacien ary nianatra manokana momba “ny cosmétique”. Efa atao andrana eny anivon’ny laboratoara avokoa ny vokatra amidy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena hoy izy, handinihana ny fiantraikany amin'ny fahasalamana. Amin'izao fotoana izao dia misy ihany koa ireo vokatra biolojika.  Manome torohevitra amin’ny fikojakojana ny helika moa I Rakotoarizafy Harilala Tatianah, mampianatra momba ny fikarakarana ny vatana ary manipika ny fampiasana akora  voajanahary toy ny vahona sy tantely izy. 


Studio Sifaka · 2021-01-27 Fandaharana SANTENAKA - DEODORANT & CANCER DU SEIN

Les déodorants et les anti-transpirant causeraient le cancer du sein. Le “sel d’aluminium » est le composant le plus suspecté.  Des études ont été menées sur ce sujet depuis les années 2000 mais il n’existe pas encore de preuves scientifiques jusqu’à ce jour. Néanmoins, le docteur en pharmacie et cosmétique, Lee Raharinavalona le confirme également. Tous les produits vendus à l’échelle internationale sont analysés auprès des laboratoires pour étudier leur impact sur la santé. Actuellement, des produits bios sont aussi disponibles sur le marché.  Harilala Tatianah Rakotoarizafy, enseignante en soins esthétique donne des conseils dans l’émission pour le bon entretien des aisselles, en soulignant les produits naturels comme l’Aloe Vera  et le miel.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter