Un faux positif est lorsqu'une personne testée à la COVID-19 à l'aide d'un PCR obtient un résultat faiblement positif. À ce moment, les services de santé se doivent, en principe, d'enquêter pour tenter de découvrir si le sujet a été précédemment en contact avec un cas positif. Puis, un second test de dépistage est effectué quelques jours après, généralement au bout d'une semaine. Si le deuxième test s'avère positif, cette personne sera alors considérée comme atteinte du coronavirus et sera isolée pendant 14 jours.
Â
Inona no atao hoe tranga « faux positif » amin’ny COVID-19 ?
Miseho ny « faux positif » rehefa voatily tamin’ny PCR ny olona iray ka mahazo valiny tsy dia fantatra mazava hoe voa tsara ve. Amin’izay fotoana izay, mila manadiady ireo tompon’andraikitra hahafantarana hoe nifandray tamina olona voamarina fa voa ve io olona manao fitiliana io. Andro vitsy aty aoriana, eo amin’ny herinandro eo amin’ny ankapobeny, mila miverina manao fitiliana fanindroany izy. Raha voalaza amin’io fitiliana faharoa io fa voa izy, eo vao azo lazaina tsara amin’izay fa voan’ny coronavirus ilay olona ary mila mihiboka mandritra ny 14 andro.