C'est l'Organisation Mondiale de la Santé (OMS) qui a popularisé ce terme depuis avril 2020. « Infodémie » est la contraction et la fusion des mots « Information » et « pandémie ». Depuis le début de la pandémie du coronavirus, les fausses informations à ce sujet ne cessent de se propager sur les réseaux sociaux alimentant ainsi les théories complotistes et la désinformation des citoyens.
L'infodémie rend aussi la gestion de la pandémie très difficile pour les dirigeants des pays à travers le monde. L'OMS s'est même donné comme mission en 2021 de mettre fin à l'infodémie qui accompagne la COVID-19.Â
En tant que citoyen, n'oubliez pas qu'il est important de vérifier la fiabilité de chaque information que vous vous partagez afin de ne pas contribuer à l'infodemie. Attention aussi à ne pas vous faire manipuler par les multiples théories complotistes  qui tournent sur Facebook, Whatsapp, Twitter et même Tiktok.
Inona no dikan’izany hoe « infodemie » ?
Ny sampan-draharahan’ny Firenena Mikambana misahana ny fahasalamana no nampalaza an’io fiteny io nanomboka ny aprily 2020. Fikambanan’ny teny hoe « information » sy « pandémie » io hoe « infodemie » io, izany hoe ireo vaovao rehetra manodidina ny valanaretina. Nanomboka tamin’ny fiandohan’ny fiparitahan’ny valanaretina coronavirus, misy ireo vaovao tsy marina mihely eny amin’ny tambajotra sosialy mahatonga ireo « théories du complot » sy mahatonga ireo vaovao diso any amin’ny olom-pirenena.
Manasarotra ny fifehezan’ireo mpitondra maneran-tany ny coronavirus io « infodemie » io. Nametraka tanjona ny sampan-draharahan’ny Firenena Mikambana misahana ny fahasalamana amin’izao 2021 izao ny hampitsahatra ny « infodemie » izay manaraka ny COVID-19.
Amin’ny maha olom-pirenena anao, aza adinoina fa ilaina foana ary tsy maintsy atao ny manamarina ny vaovao azo izay vao mizara sy manaparitaka ireo vaovao mba tsy hampirongatra ny « infodemie ». Mitandrema ihany koa tsy ho voafitak’ireo « théorie du complot » mihely amin’ny Facebook, Whatsapp, Twitter eny na dia TikTok.