Faux. Depuis quelques semaines une fausse information circule sur les réseaux sociaux, notamment sur WhatsApp. L'auteur de cette dernière déclare qu'il suffit juste de mettre du beurre de karité dans les narines pour stopper le virus inhalé par une personne. Un consortium d'experts africains en santé, précise qu'il n'y a aucune preuve scientifique que les traitements nasaux, les bains de bouche avec différentes huiles végétales ou la vaseline empêchent, guérissent ou protègent du coronavirus.
Le beurre de Karité ne fait donc pas partie des gestes barrières proposés par les autorités sanitaires. Portez un masque, respectez la distanciation sociale et lavez-vous les mains !
Miaro amin’ny coronavirus ve ny menaka vita avy amin’ny karité ?
Diso izany. Vaovao diso miparitaka anaty tambanjotran-tserasera any izy ity nandritra ny herinandro maromaro izay, indrindra tao anaty Whatsapp. Aparitak’ilay olona nandefa azy ity fa ahosotra anaty orona ity menaka ity dia manala ny tsimokaretina voafokan’ilay olona. Mpikaroka afrikana momba ny fahasalamana no nanipika fa tsy mbola misy porofo siantifika manamarina fa manasitrana sy miaro amin’ny coronavirus ny fanosorana anaty ororona sy ny fanotsanana ny vava amin’ny menaka vita avy amin’ny zava-maniry na ny vazelina. Â
Tsy tafiditra ao anatin’ireo fomba fiarovana amin’ny coronavirus araka izany ny menaka vita avy amin’ny karité. Manaova aro-vava-orona, hajao ny elanelana 1 metatra ary sasao ny tanana!Ireo ihany no fihetsika fiarovana hatreto. Â