Le passeport vaccinal est un certificat de vaccination qui atteste que la personne a reçu les deux injections du vaccin contre la COVID-19. Ce « laissez-passer » pourrait permettre à son détenteur de voyager, mais également de rentrer dans certains lieux culturels ou touristiques, tel que les restaurants et les musées.
Pour le moment ce document de voyage suscite beaucoup de polémiques à travers le monde, car il sous entendrait que la vaccination deviendrait obligatoire. De son côté l'Organisation Mondiale de la Santé (OMS), est opposée à un tel projet à l'échelle planétaire « pour le moment ».
À ce jour, seuls les Seychelles et l'Islande ont mis en place un passeport de vaccination, respectivement depuis le 15 et 21 janvier 2021. D'autres pays européens ainsi qu'Israël pensent sérieusement à lancer ce nouveau passeport.
Inona ny atao hoe “passeport vaccinal”?
Taratasy Manamarina fa nahavita ireo vaksiny 2 an’ny COVID-19 ny olona iray, no atao hoe “passeport vaccinal”. Hahafahan’ilay olona mivezivezy amin’ny firenena samihafa, manao fizahantany, manatrika hetsika ara-kolontsaina, mankeny amin’ny toeram-pisakafoanana na ihany koa mitsidika mozea.
Miteraka resa-be aloha amin’izao ity taratasy fahafahana mivezivezy ity satria toa midika izy hoe tsy maintsy manao vaksiny ny rehetra. Etsy ankilany, manohitra ny fampiharana ity tetikasa ity manerantany ny sampan-draharahan’ny firenena mikambana misahana ny fahasalamana na ny OMS. Mbola I Seychelles sy I Islande ihany no mampiasa ity pasipaoro ity hatreto, nanomboka ny 15 Janoary 2021 ho an’ny ankilany ary 21 Janoary teo kosa ho an’ny andaniny. Ary mieritreritry ny hampiasa azy ihany koa ny firenena europeana maro sy I Israely.