Rose, bleu, jaune ou encore rouge...Non, aucune de ces couleurs n'est la vraie couleur du coronavirus. En effet, Le virus en question n'a pas vraiment de couleur, il est en fait noir et blanc.
Toutes les photos que nous avons vues depuis le début de la pandémie sont colorisées et sont des images en 3 D. La colorisation permet de comprendre et de distinguer des détails, et les représentations en 3 D sont des reconstitutions.
Selon un chercheur en histoire visuelle français, « avoir une image mentale de cet ennemi [la COVID-19] qui nous agresse est très important culturellement. C'est encore beaucoup plus angoissant, si on n'en a pas une représentation concrète».
Psychologiquement, l'être humain serait plus rassuré du fait que les scientifiques aient identifié une forme à cet agresseur (Virus) invisible, plutôt que de ne lui en donner aucune.
Inona no tena lokon’ny coronavirus ?
Mavokely, manga, mavo na koa mena…..Samy tsy misy lokon’ny coronavirus ireo. Raha ny marina, tsy manana loko ity tsimokaretina ity, mainty sy fotsy no lokony.
Sary niniana nolokoina sy sary 3D na mivoitra fotsiny ireny sary rehetra hitantsika hatramin’ny nanombohan’ny valan’aretina ireny.
Hahafahana manavaka ireo pitsopitsony rehetra sy manome fanazavana kokoa ireo sary mivoitra na 3D.
Raha ny filazan’ny mpikaroka frantsay iray momba ny tantaran’ny sary “Zava-dehibe ny maka sary antsaina an’io fahavalo io izany hoe ny [COVID-19], raha ara-kolontsaina no jerena. Mampitebiteby be kokoa raha tsy mahafantatra isika hoe toy ny ahoana tokoa ny fisehony.”
Ara-tsaina indray, mahazo antoka kokoa ny olombelona rehefa fantany hoe voasoritr’ireo mpikaroka ny endrik’ity tsimokaretina, izay tsy hita maso ity, toy izay hoe tsy nomena endrika mihitsy.